Dikan'ny teny : dimby

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Olona mitana ny toerana ary manohy ny asan' ny teo aloha sy mamelo-maso azy : Ny zanany lahy no dimbin-dRakoto. ? Solo : Tsy ho tsara fanahy ohatra azy akory ny dimbin'io mpampiasa io. - t.i.f. : Dimbasana na diasana, adimbY / mandimby, fandimby, mpandimby / andimbasana, fandimbasana / mahadimby 1 mifandimby. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel