Dikan'ny teny : dina

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fanekena nifanarahana, teny nifanekena : Manao d{na fa tsy hivadika. - F,-p, : Dinam-pitiavana : lokaloka fa ho tia mandrakizay. / Dinam-pokonolona : lalàna amam-pitsipika nifaneken'ny fokonolona fa harahina. (Natao am-bava fotsiny taloha fa nampiarahina tamin'ny fianianana na velirano ny dinam-pokonolona; taty aoriana vao natao an-tsoratra ireo lalàna ireo ka no-mena anarana hoe fanekempokonolona izy tamin'izay. / Din'asa: (jar. io). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel