Dikan'ny teny : dinidinika

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Resadresaka ifanaovana momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha. ΒΆ M.h. : Tapatapak'ahitra. - F,-p, : Dinidinika ambany tafontrano : resadresaka ifanaovan'ny mpianakavy na antokon'olona samy irery. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel