Dikan'ny teny : diningana

Hampiditra dikany vaovao
1 (dingana) mt.ih, misy tsofoha in : Voadingana, dinganina, dikaina : Nodiningany ny rainy ka tsy faly. f• Ihoarana : Nodiningany ny hady. ? Avala, hadino : Nodininganao ireto andalana roa ireto. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel