Dikan'ny teny : dinta

Hampiditra dikany vaovao
1 a : Karazana kankana monina eny an-tanimbary sy eny amin'ny honahona ary mitsentsitra ny ra; mora mipetaka amin'ny tenan'ny olombelona ny dinta noho freo tandrony roa fanandrohany eo amin'ny lohany sy ny vodiny, izay indray mitsentsitra daholo; avy amin' izany no nahatonga ilay ohabolana hoe : Mihinan-droa tahaka ny dinta. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel