Dikan'ny teny : diovina

Hampiditra dikany vaovao
1 (dio) mt ih. (diovy) : Sasana, atao afa-doto : Diouy ny akanjonao fa fety rahampitso. ? H,o. : Diovy ny fonao. ~ Fotsina : Efa nodiovin'ny miaramila ve ny benitra. ? Nangalarana, atao mafafa: Nodiovin'ny dahalo ny tanĂ na tao Ananona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel