Dikan'ny teny : dipaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. du pain) a. : Karaza-mofo vita amin'ny lafarinina, ary foto-tsakafon'ny firenena maro, indrindra ny any Eoraopa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel