Dikan'ny teny : dipoavatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (du poivre) a, : Zavamaniry masiatsiaka karazana tsiperifery, fampiasa hampahatsiro sakafo, ka amin'ny endrika roa no isehoany : na vovobovoka mainty avy amin'ny voankazo aminy nototoina, na vovobovoka fotsy, avy amin'ny voany madinika ao anatiny kosa nototoina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel