Dikan'ny teny : disely

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. du sel) a: Zavatra tahaka ny vovo-tsira, fotsy, soMary mamiratra, ampiasaina' ho fanadiovan-kibo na fampivalanana; misy karazany roa ny disely, dia ny "sel de soude" ary ny "sel de magnésie", izay samy hafa ny fomba fiasany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel