Dikan'ny teny : diso

Hampiditra dikany vaovao
1 o. : Tsy ah~?-dalana ara-pitsipil a : r a'so ny lahatsoratrao.; p.t. : Tsy marina : Diso izany filazanao izany. ? Meloka : Diso tamin-drainao ianao namaly boraingona azy. ~ Tsy nahatratra : Diso fidirana Ilita ka uoasazy. / Diso rasa ianao ka ny taolana sisa ho anao. / Diso fanantenana izy ka nitoloko. ? Tsy nahita, tsy sendra : Tratra aoriana loatra ianao ka diso azy. ? Tapaka, tsy tonga : Diso hadimiana ianao nandritra ny volana. 1'Lavo tamim-pitondmn-tena : Diso tamin'izany tovolahy nanangoly azy izany, hono, i Bako. ? Maty : Ireo dimy ireo ihany ve ny zanakareo ? Ireo no velona fa nisy roa diso, tompoko. ~ p.mt, : Loatra : Diso masaka ireto voankazo ireto ka efa misy simba. - t.i.f. : Disoina / mandiso, fandiso, mpandiso 1 mifandiso 1 andisoana, fandisoana 1 mahadiso. - F.-p, : Diso be voua : nanao hadisoana lehibe dia lehibe. / Diso fampana : mihoatra ny mety, mihoa-pampana be loatra. 1 Diso lalana : very ka mandehandeha amin'ny lalana tsy izy. / Diso lalam-piainana : tsy mandeha amin'ny lalam-piainana marina. / Diso ohatra : Jer. diso fampana. / Diso tanindrazana : tsy mahita tanindrazana. / Diso voua : nanao hadisoam - pitenenana (nahatonga ilay fitenenana hoe : voua diso tsy mba kabary. / Diso valu : Be dia be tsy hita isa (jer. Betsaka). I Sakalava diso : enti-milaza zazakely maty, tas, azo. /Diso paika ka matim-bela : fiteny amin'ny fanorona ilazana fa ny fahadisoam-pamindra indray mandeha no nahafaty. ΒΆ M.h, : Tsontsa, solafaka, diso paika, diso tetika, diso hevitra, lavo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel