Dikan'ny teny : ditsika

Hampiditra dikany vaovao
1 Ditsoka. : p.t. : Misy zavatra ao anaty maso : Ditsoka aho ka andraso kely aloha. 1 Tafiditry ny vovoka na poti-javatra ny maso ka jemby na tsy mahita : Ditsoka ny masoko ka mitete ranomaso. 1 H,i : Entin'ny alahelo na fahoriana mihatra ka feno ranomaso : Ditsoka ny fo amin'izao fahalasanan' ny olo-malala izao. Ny masoko ditsoka leoko ihany, Fa ny fo re no ditsoka ka tomany. (Ny Avana). - t.i.f. : Ditsfhina / aditsika / manditsoka, fanditsoka I anditsohana, fanditsohana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel