Dikan'ny teny : divay

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Karazan-kazo salasala (Ketmie oseille), Ahitsio
2 (fr. du vin) a. : Zavapisotro vita amin'ny ranomboaloboka navela hiketriketrika; misy alkaola eo amin' ny 11-12° eo ho eo ny divay ka mahamamo sy manimba raha sotroina betsaka; mety hahasalama kosa izy raha sotroina amin'ny fotoanan'ny sakafo ka tsy mihoatra ny androatokon'ny litatra amin'ny sakafo mandritra ny ny andro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel