Dikan'ny teny : dodadoda

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Firehetan'ny a-fo misy kitay betsaka, midedadeda. - t.i.f. : Adodadoda, voadodadoda 1 manadodadoda, fanadodadoda 1 anadodadodana, fanadodadodana I midodàdoda, fidodadoda / idodadodana, fidodadodana. Ahitsio
2 p. t. : Mandanilany foana ny ananana, mirobaroba izay ananana, mandany tafahoatra : Dodadoda loatra iny zanakao iny. - t.i.f. : Adodadoda, voadodadoda 1 manadodadoda,fanadodadoda, mpanadodadoda I anadodadodana, fanadodadodana 1 midodadoda, fidodadoda, mpidodadoda 1 idodadodana,fidodadodana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel