Dikan'ny teny : dodo

Hampiditra dikany vaovao
1 Dodododo a. : Fahatongavana maika dia maika ; firohotana haingana hila vonjy na hampiseho fiaraha-mifaly na fiaraha-miory. - t.i.f : Adodododo 1 midodododo, fidodododo, mpidodododo / idodododoana, fidodododoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel