Dikan'ny teny : dodona

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t. : Maika fatratra, maimay te-hanao zavatra na hiteny eo no ho eo na handeha avy hatrany : Dodona ers) Rakoto handeha hody. ~ H. i. : Rototra, mafana fo : Tsy dodona akory izy nilazako izany. - t.i.f. : Dodonana, voadodona 1 mandodona, fandodona, mPandodona I andodonana, fandodonana 1 mahadodona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel