Dikan'ny teny : dodosina

Hampiditra dikany vaovao
1 mt, th, tsy manaradalàna, avy amin'ny Dodododododo: Hafainganina, atao haingana dia haingana. ¶ M, h. : Dodosina, korododosina, korododosana, korodoboina, mehina, rodorodoina, ezakezahina, laizina, rotorotoina, ketsaketsaina, baibaizina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel