Dikan'ny teny : dofitra

Hampiditra dikany vaovao
1 ft. : Eti-milaza fidonana amin-javatra, fiantraika na fipokan'ny zavatra roa, saingy ny iray manatona fa ny iray donina tsy mihontsina eo am-pitoerana fotsiny, na ny iray mandona mievotra fotsiny nony midona amin'ilay iray hafa. - t.i.f. : Adofitra, voadofitra, tafadofitra / midofitra, fidofitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel