Dikan'ny teny : dombo

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t. : Tsy maranitra : Dombo ny antsinao. • Donto ny lohany : Fantsika dombo. i tif : Domboina, voadombo / manadombo na mandombo, fanadombo, mpanadombo / anadomboana, fanadomboana / mahadombo / dombodombo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel