Dikan'ny teny : dombolo

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Karazan-javamaneno mitovy amin'ny doka (jer. io teny io), saingy tsy mba misy korintsana eo antendrony, fa volotsangana fotsiny sahabo ho iray metatra sy sasany eo ho eo, ary mitovy habe amin'ny sandry; ny mpandihy lehilahy ihany no mampiasa azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel