Dikan'ny teny : domelina

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t. : Donto, mahatsiaro ny loha ho mavesatra, tsy afa-manao na inona na inona : Mafy izay asa indroa andro nisesy izay : domelino mihitsy izany ny lohako. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel