Dikan'ny teny : domiverina

Hampiditra dikany vaovao
1 (dona miuerina) a : Fipaikan-javatra amin' ny rindrina na zavatra hafa izay mahatonga azy hiverina amin'ny toerana niaviany ihany indray : Raha sendra rindrina ny feo, dia manao domiuerina, ka izany no mahatonga ny ako. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel