Dikan'ny teny : donaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Setroka be na hafanana manevokevoka; vono na kapoka atao. i tai. f. : Donahana na donafana, adonaka / mandonaka, fandonaka, mpandonaka Iandonahana,fandonahana / midonaka, fidonaka, mpidonakalidonahana,fidonahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel