Dikan'ny teny : donanaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Tsy fanaovana na inona na inona, fitomoemoe-poana varimbariana amin'ny tsinontsinona. - t.i.f. : Midonanaka, fidonananaka, mpidonanaka / idonanahana, fidonanahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel