Dikan'ny teny : doraraka

Hampiditra dikany vaovao
1 na Doreraka p. t.: Mipetrapetra-poana tsy manao na inona na inona; kamo sy kalaina. - t.i.f. : Adoraraka, tafadoraraka / midoraraka, fidoraraka, mpidoraraka / idorarahana,fidorarahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel