Dikan'ny teny : dory

Hampiditra dikany vaovao
1 a. ; Amponga fampiasa amin'ny lanonana masina fivavahana, tromba.,. Ngeza kokoa izy noho ny anakidoro. Matetika dia miaraka ny feon'ireo amponga roa ireo ka misy midoboka st' mikarantsana; any amin'ny faritany andrefana sy avaratra andrefana no mampiasa azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel