Dikan'ny teny : drafitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a,: Tsipika manoritra an-tsary ireo fizarazarana na faritra samihafa amin'ny ta-nana, na trano na masinina iray... t• Soritsoritry ny hevitra velabelar?na ao anatin'ny lahatsoratra iray izay alahatra araka ny heverina ho mahamety azy: Moa aisy draft tra nosoritan'ny mpanoratra raha nanao Io lahatsoratra !o Lay? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel