Dikan'ny teny : drakadraka

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Mpitsikilo, polisy miafina (taloha). Ahitsio
2 a. : Karazan-kaingo taloha fitondra an-doha : asiana rantsana mitsatoka eo amin'ny randram-bolo, ka mirangaranga toy ny sanga a-vo ny fijery azy, mifanahantsahana amin' ny diadema ta-t? aoriana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel