Dikan'ny teny : dridridridry

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fitaraindrainana noho ny aretina na ny fahoriana : Tsy te handre ny fidridridridrin'to marary io aho. •Famoahana feo maharitra hafahafa noho ny fikasohana tsy malama tsara : A-katony tsara ny varavarana fa tsy tantiko ny fidridridridriny tontolo andro. - t.i.f. : MidridridridrY, fidridridridry, mpidridridridry / idridridridriana, fidridridridriana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel