Dikan'ny teny : edikedika

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Famindra na fihetsika mampiseho fiheveran-tena ho zavatra; fandeha mampiseho fireharehana. i t.i.f. : Miedikedika, fiedikedika, mpiedikedika / iedikedehana, fiedikedehana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel