Dikan'ny teny : efaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (efa) mt.ih. (efao) : Vitaina : Asa tsY maintsy hefaiho anio ity. 1 Tanterahina, lavorarina: Tsy maintsy efaina tsara izay atao, fa tsy atao kitoatoa ahory. 1 Vidina, aloa vola : Nefaiko roapolo io. 1 Onerana, averina : Tsy nanaiky aho raha tsy nefainy ny famantaranandroho nariany. 1 Vonoina : Nefainy tamin' ny lefona ilay sambobelona naratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel