Dikan'ny teny : efitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Tany foana tsy misy olona : Tana be efitra any A-frika. - t.i.f. : Mianefitra. a F, -p. : Any an'efitra any : any anaty akata any. * Ohab. : Aleo maty olo-malaina, toy izay uaky vilany mianefitra (jar. Mianefitra). Ahitsio
2 a. : Zavatra atao eo anelanelan'ny zavatra roa tiana ho voasaraka : Asio efitra ireo vara ao anaty iota ireo. 1 Ireo fizarazarana amin'ny trano iray voasarakY ny drina : Mis), efitra dimy nY tranonay (ny fizarazarana amin'ny fitoeran-javatra toy ny lalimoara...dia atao hoe efitrefitra : Misy efitrefitra firy io lalimoara io?) 1 : Eferana, entra f voaefitra / manefitra, fanefitra, mpanefitra 1 aneferana, faneferana / miefitxa, fiefitra, mpiefitra f ieferana, fieferana, mahefitra. a F.-p. : Manangana efitra : manao izay hisarahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel