Dikan'ny teny : ejipsianina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. egyp8en) a: Ny firenena monina any amin'ny tanin'i Ejiptra: Anisan'ny firenena nalaza hatramin'ny fahagolan-tany ny E-jipsianina. 1 p.t.: Momba an' i Ejiptra na an'i Ejiptra na avy any Ejiptra: Resin'ny tafika israeiianina tao anatin' ny henemana monja ny tafika ejipsianina tamin'ny ady uoalohany nifanaouan'ny roa ton ta. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel