Dikan'ny teny : ekoatorianina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. Equator(en) a.: Ny firenena tompon-tany any amin'i Ekoatera (A-merika atsimo): Ny fambofena kakao no voaloham-bokatry ny Ekoatorianina 1 p.t.: Momba an'i Ekoatera, an'i Ekoatera na avy any Ekoatera: Ny mponina ekoatorianina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel