Dikan'ny teny : ekose

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. Ecossais) a.: Ny firenena monina amin'ny tanin'i Ekosy, avaratra andrefan'i Angletera: Malaza ho fatra-pitaitsy lozantany ny E-kose, 1 p.t.: Mikasika an'i Ekosy, an'i Ekosy na avy any Ekosy: Hafa kely ny akanjon'ny lehilahy ekose. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel