Dikan'ny teny : elatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Solon-tsandrY ahafahan'ny vorona manidina rehefa akopakopanY ka mikapoka ny rivotra : Vorona fohy elatra ny akoho. • H. i. : Enti-milaza ny fisokatry ny lamba sy ny fikombony indray. Anarana omena ny karazan-karatra lalitra, na mate tika koa karazan-karatra tsy nananana raha milalao karatra. - t.i.f. : Elarina na elatina, tafaelatra, voaelatra, aelatra 1 mielatra, fielatra 1 ielarana, fielarana I mahelatra. - F.-p.: Elatr'angidina: lamba manify karaxavina. / Foy elatra: manomboka haniry ~ elatra. / Tapaka elatra: tsY afaka mandeha, tsy afaka manao na inona na inona intsony fa tsy manam-Pitaovana. / Manintsana elatra: enti-milaza ny voronkely miofo, izay mihintsana ny elatra manify nentinY hatramin' nY nahafoizanY ka mi-solo elatra mafy sy matevina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel