Dikan'ny teny : elektrisite

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. électricité) a. : Anarana nomena ny hery anankiray izay tsy fantatra ny momba azy afa-tsy amin'ny asany sy ny toetranY sasantsasany, toy ny fisintonanY zavatra, fiterahany hazavana na hafanana, na fanovana zavatra ara-pomba simika; no-ho ny fahatsapana ny fitovian' ny hery aman-toetoetran' ny elektrisite amin'nY an'ny varatra dia nomena anarana hoe herimbaratra koa izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel