Dikan'ny teny : embana

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Endim-balala voatoto. * Ohab. : Maika haninona no mitsoka embana?! Enti-milaza ny olona very saina noho ny hamehana ka manao ny tsy tokony hatao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel