Dikan'ny teny : endy

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fandrahoan-kanina maina tsy misy rano fa asiana menaka : Tsara endy ve ny hena, rankizy? - t.i.f. : Endasina,voaendy I manendy, fanendy, mpanen. dy 1 anendasana, fanendasana ) mahendy 1 mendy. a F,-p, : Endin'anglisy : Anaram-bosotra omena ny vo- anjombazaha. / Endy vara-ka : enti-m?laza zavatra nendasina maimaika, faingana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel