Dikan'ny teny : enga

Hampiditra dikany vaovao
1 t.p. : Entina hanehoana ny faniriana ao am-po; ny Enga dia arahin'ny teny hoe anie, arY ny matoanteny milaza ny ho avy no atao eo aorianany mandrakariva : Enga anie ho afaka izy ! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel