Dikan'ny teny : enina

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t. : Mahazo ny anjara sahaza ny tena : Enin-kaja izahay, tompoko, amin'izao fandraisana ataonareo izao ka misaotra indrindra. Ahitsio
2 p.i. : Dimy ampiana i- ray : Enim-bolana ny tapa-tao na. - t.i.f• : Enemina / mienina 1 fahenina / inenina / tsieninenina 1 maninenina / faninenina / ampaheniny I henemana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel