Dikan'ny teny : enjehina

Hampiditra dikany vaovao
1 (enjika) mt.ih. (enjeho) : Arahina : Nenjehiko moramora avy aoriana ry zalahy. ? Tratrarina an-kazakazaka avy aoriana : Nenjehin' ny polisy ilay mpangalatra ka azony ihany nony afaka folo minitra. ? Asiana an-kolaka na mivantana : Tay fantatro izay ratsy nataoko fa enjehin'ny namako aho. ? Ampijalijalina, trandrahina hatraiza hatraiza Nenjehina aoka izany ny mpikambana anisan' ny VVS. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel