Dikan'ny teny : entanina

Hampiditra dikany vaovao
1 (entana) mt. ih. (entano): Aingaina, bataina: Noentaniny mbola tsy ritra ny vary. ? h.o,: Hetsehina tampotampoka: Entanin-kafaliana ny foko. / Noentanin'ny hambompo izy ka nahauita zavatra tsy nampoizina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel