Dikan'ny teny : eo

Hampiditra dikany vaovao
1 p,mt. : Milaza toerana akaiky taza-maso ka tondroina, mifamaly amin' ny ao raha tsy taza-maso fa takona : A-petraho eo ambony latabatra ny bokinao. (Apetraho ao an'efitra avaratra ny bokinao). Matetika no azo averina indroa, aloha sy aorian' ny anarana tondroiny, ny eo : Mipetraha eo ambony seza eo, ary raha milaza ny lasa ny fehezan-teny dia tovonana t izy : Niresaka teo izahay anikeheo, 1 ai. f. : Mankeo, mpankeo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel