Dikan'ny teny : eoropeanina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. Européen) a-: Ny fitambaran'ny firenena 33 eo ho eo monina any amin'ny tanin'i Eoropa, izay anisan'ny fizaran-tany lehibe dimy eto amin'izao tontolo izao. ? p, t.: Mikasika an'i Eoropa, an'i Eoropa na avy any Eoropa: Maro karazana ny teny eoropeanina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel