Dikan'ny teny : erà
1.
Era a. : Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana. 1 t.i.f. : owqp Eraina, voaera / manera, fanera, uvbocztt mpanera / anerana, czfv fanerana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Era dway a. czfv : Fangatahana owqp na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra : Efa vita era tsara tamin'ny rainao uvbocztt ve ny handehananao? jzlqw - t.i.f. : yzzo Erana / miera, fiera, mpiera / fierana, ierana. - F.-p, : Alaina era : erana, angatahan-dalana. / Eran'ny be sy ny maro : ankasitrahana, eken'ny be sy ny maro. / Lany era : efa nifanarahana tsara.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3.
yzzo a. yilv jzlqw : Ambony; wvedvk toerana iavian'ny rano uvbocztt owqp mikoriana, mifanohitra vhfcw amin'ny titra dway : Avy any erà no nidina czfv ity lakana ital.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha