Dikan'ny teny : era

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana. 1 t.i.f. : Eraina, voaera / manera, fanera, mpanera / anerana, fanerana. Ahitsio
2 a. : Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra : Efa vita era tsara tamin'ny rainao ve ny handehananao? - t.i.f. : Erana / miera, fiera, mpiera / fierana, ierana. - F.-p, : Alaina era : erana, angatahan-dalana. / Eran'ny be sy ny maro : ankasitrahana, eken'ny be sy ny maro. / Lany era : efa nifanarahana tsara. Ahitsio
3 a. : Ambony; toerana iavian'ny rano mikoriana, mifanohitra amin'ny titra : Avy any erĂ  no nidina ity lakana ital. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel