Dikan'ny teny : eroa

Hampiditra dikany vaovao
1 p,mt. : Milaza toerana akaikikaiky, taza-maso eo amin'ny telo na dimy metatra, ka tondroina, mifamaly amin'ny aroa raha tsy tazamaso fa takona : Andeha milalao eroa ambanY tranoheva, rankizy, fa avy ny orana. (Andeha jereo aroa am-pisoko sao dia nankany ilay bitro). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jar. Eo, - t.i.f. : Mankeroa, mpankeroa / erokatra, eroana. ? F.-p, : Eroa ho eroa : Milaza toerana tsy tondroina marina tsara fa tokotokony fotsiny : Hitanao en iroa zanakazo maniry eroa ho eroa? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel