Dikan'ny teny : eseka

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. échec) a. : Kilalaontsaina misy efitrefitra 64 ka ny 32 (16 avy ny an-daniny sy ny an-kilany) no andaharana vato 6 karazana, ny roa voalohany amin'ireo dia ny mpanjakalahy sy ny mpanjakavavy. Samy manana ny fandehany avy ireo vato ireo ka mifarnpihinana; rahefa ny mPanjakalahY no lany dia izay no faharesena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel