Dikan'ny teny : eso

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fanaovana tsinontsinona, fanamavoana : Tsy tantiko ny eson'ny mpanankarena ka aleoko mitokantokana ad ambanivohitra. ¶ M.h. : Tebaka, fanebahana, fanatsizarizariana, zimba, fanazimbana, famotsifotsiana. ~ Fanarabiana, famazivaziana, dokadoka hamazivaziana, ihomehezana : lsaky ny mandalo ilay mandringa dia matin'ny eson'ny zanakao amin'ny farahehy. ¶ M.h, : Haraby, vosobosotra, famazivaziana, famosobosarana. i tif, : Esoina, voaeso / maneso, faneso, mpaneso / anesoana,fanesoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel