Dikan'ny teny : esona

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fofon'aina somary lavareny eo ampatoriana avoakan'ny orona toa fenofeno; tsy mafy ohatra ny erotra izay feo mitrotroka sy toa mitrona mihitsy aza ny esona. 1 t.i, f, : Miesona, fiesona, mpiesona j iesonana, fiesonana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel